Entrée | mantamanta (manta) | ||
Partie du discours | adjectif | ||
Explications en malgache | Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta [1.1] | ||
Exemples | Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanàna.
[2.472] | ||
Mots composés |
| ||
Proverbes | Proverbes contenant le mot mantamanta | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |