Entrée (1/2) | 1 manotrika |
Radical | 2 otrika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitahiry vain' afo ao anaty lavenona: Manotriha afo Manao amin' ny toerana tsy azon-drivotra mba ho masaka: Manotrika voankazo Manafina, mampiery, mampamitsaka miaramila; na enti-milaza ny miaramila miafina, miery, mifitsaka 5 [1.13] mametraka amin'ny toerana mafana sy mihiboka mitombo na mamorivory tratran'ny kavingy |
Explications en anglais |
6 [1.7] to ripen fruit in a closed space |
Explications en français |
7 [1.13] faire mûrir fermenter mettre en latence 8 [1.8] faire mûrir des fruits artificiellement; comploter |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 manotrika |
Radical | 15 kotrika |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 [1.78] [Bezanozano]
mikotrika |
Anagrammes | 18 ikotranam, manakotry, manikotra, manokatry, mañotraky, manotraky, manotrika, mikotrana, mikotràna, notakarim |
Mis à jour le 2023/10/26 |