Entrée manosy (hosy)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache [ mañosy ] [Tanala] mihosy tanimbary miaraka amin'ny omby vitsivitsy na maromaro [Rakotosaona 1972]
 Manitsaka: Aza fady fa manosy ny tongotro ianao
¶ Mamaky bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy hamafazana na hanetsana: Efa manosy tanimbary izao ny olona
¶ Mambabo fananana [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to trample the mud in ricefields [Hallanger 1973]
Définition française piétiner, tremper dans
¶ manquer d'égards: Aza manosy ray aman-dreny (Ne manquez pas d'égards envers vos parents)
¶ spolier, confisquer [Abinal 1888]
 piétiner les rizières [Hallanger 1974]
Morphologie 
manosy
nanosy
hanosy
manose
Synonymes mañose
Exemples Ny endrika ny mpiasa amin' izany, dia sahala amin' ny omby manosy [Andraina: Mitaraina, page 172]
Citations 

2015/03/29