|
|
|
|

Entrée1  manosika
Radical  2  tosika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý
5  Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna
6  Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
Explications en anglais  7  to shove; to urge [1.7]
Explications en français  8  pousser [1.8]
Exemples  9  ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany. [2.48]
10  Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany. [2.472]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot manosika

Anagrammes  17  amokisan, mañakosy, mañisoka, manokasy, manosika, masokañy, masokina, misokana, misonaka, misonàka, nakamosi, namokisa, namosika, nasimako, nisomaka, nokasaim, nosakaim

Mis à jour le 2023/10/26