Entrée manoritsoritra (soritsoritra (soritra))
Partie du discours verbe actif
Explications en français Décrire d'une façon sommaire, décrire sommairement [1.13]
Exemples Nefa ilaina ny manoritsoritra ny foto-dresaka mba hitarihana ny saina, ka tsy hampivaona azy amin'izay tanjona kendrena. [2.606]
Morphologie 
Présent : manoritsoritra
Passé : nanoritsoritra
Futur : hanoritsoritra

Mis à jour le 2023/01/20