Entrée manopy (topy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandefa, manatodika (ny maso) mba hijery kely miserana: Manopy maso amin-javatra
Manipy [1.1]
Explications en anglais To glance at
To throw water, etc., on [1.7]
Explications en français Jeter un coup d'oeil sur
Asperger d'eau [1.8]
Exemples 
1Nony nitraka izy dia nanopy maso farany ny marary, dia hoy izy: [2.470]
2Diso aho, satria iny tovolahy iray tsy natahotra ny fidaniky ny andro no namakivaky ny tora-pasika mahamay tamin'ny famindra nivembena, nanopy tsindraindray tami'ny manodidina, nahatazana ahy nivalapatra teo amin'ny aloka, dia nanitsy ny nisy ahy. [2.583]
Morphologie 
Présent : manopy
Passé : nanopy
Futur : hanopy
Impératif : manopaza
Mots composés 

Entrée mañopy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Miambina, miandry [1.78]

Entrée mañopy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Taisaka] Mamela vatsy [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11