Entrée manongona (songona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany
Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana
Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1]
Morphologie 
Présent : manongona
Passé : nanongona
Futur : hanongona
Impératif : manonna
Synonymes misongona
Mots composés 

Entrée manongòna (songona)
Partie du discours impératif du verbe actif manongona [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20