|
|
|
|

Entrée (1/4)1  manondrana
Radical  2  ondrana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandefa olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na amin' ny sambo: Manondrana entana antaonina maro isan' andro ny ao Toamasina [1.1]
5  mandefa entana any ivelan'ny firenena [1.13]
Explications en anglais  6  to put goods on board. [1.2#463]
Explications en français  7  embarquer quelqu'un ou quelque chose [1.3#466]
8  exporter [1.13]
Exemples  9  Kanefa raha tonga hateloana ny sambony ka tsy mizaha ny basy ny manamboninahitra, dia manondrana izy. [2.366]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/4)14  manondrana
Radical  15  ondrana
Partie du discours  16  verbe actif
Explications en malgache  17  Mihetsika hadalana: Manondrana indray Ikoto atsy avaratra
18  Manambady olon-tsy heny ka tsy nalam-paditra [1.1]
Explications en anglais  19  to show foolishness, to act the fool [1.2#463]
Explications en français  20  être imbécile, faire le fou
21  commetre l'inceste, comme des cousins germains qui se marient sans dispense [1.3#466]
Exemples  22  fa izaho koa aza halina dia saiky tsy nahita tory akory, fa lasa tany aminy ihany ny eritre-ritro, satria manahy aho fandrao izy dia manangan-tsampona sy manondrana amin' iny hadaladalany iny, ka mahavoafady; [2.69]
Mots composés 

Entrée (3/4)24  manondràna
Radical  25  ondrana
Partie du discours  26  impératif du verbe actif manondrana [Liste complète]

Entrée (4/4)27  manondràna
Radical  28  ondrana
Partie du discours  29  impératif du verbe actif manondrana [Liste complète]
Explications en malgache  30  [1.1]
Explications en français  31  fais l'imbécile! [1.3#466]

Anagrammes  32  amondranan, anamondran, anandronam, anondranam, manañandro, manandròna, manandrona, manondràna, manondrana, namondrana, nanamondra, nanandroam

Mis à jour le 2023/04/10