Entrée manompirana (sompirana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao zavatra, mipetraka, mijery... tsy mba mahitsy fa mivilana: Manompirana foana io vehivavy io rehefa mipetraka
Miolaka: Manompirana io lalana io rehefa tonga erỳ ambanimbany erỳ
Misafelika: Nanompirana ny zandary no nahazoany ireo mpangalatra omby [1.1]
Morphologie 
Présent : manompirana
Passé : nanompirana
Futur : hanompirana
Impératif : manompi na

Entrée manompiràna (sompirana)
Partie du discours impératif du verbe actif manompirana [liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20