Entrée (1/2) | 1 manolotra |
Radical | 2 tolotra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manakaiky tsy misy elanelany: Manolotra ny sahanay ny sahany [1.1] |
Explications en anglais |
5 to run along the border of water or the coast, to be contiguous. [1.2] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 manolotra |
Radical | 15 tolotra |
Partie du discours | 16 verbe actif |
Explications en malgache |
17 Mandroso zavatra mba horaisin' ny hafa: Manolotra tanana ~ Manolotra fehezam-boninkazo 18 Manome: Efa nanolotra anao vola ariary zato vidin' ny bokinao aho ka ahoana 19 Manome amim-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy azo tsapaintanana indrindra: Nanolotra ny fitiavany izy [1.1] |
Mis à jour le 2023/05/26 |