|
|
|
|

Entrée (1/4)1  manolaka
Radical  2  tolaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manodina: Nisy rivotra nanolaka ny varavarana
5  Mamily, manasafelika: Hainy ny manolaka ny hevitry ny teny anankiray
6  Mamindra, manilika: Aza sendra izay olon-dratsy manolaka voina amin' ny sasany [1.1]
Explications en anglais  7  to quibble about something, to use a studied ambiguity of expression about anything, to turn away from its true meaning or intention. [1.2]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/4)13  manolaka
Radical  14  tolaka
Partie du discours  15  adjectif
Explications en malgache  16  Enti-milaza olona manoto vintana [1.1]

Entrée (3/4)17  manôlaka
Partie du discours  18  verbe actif
Explications en malgache  19  manary zaza [Bezanozano] [1.78]

Entrée (4/4)20  manolaka
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  mamosavy [Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  23  lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka, lamokana, malokaña, manakalo, manaloka, manolaka, manôlaka

Mis à jour le 2022/09/05