Entrée manoina (toina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoina
nanoina
hanoina
Citations 
Toponymie Noms des lieux comprenant le mot manoina (1): Ambatomanoina

2013/09/26