|
|
|
|

Entrée (1/4)1  manohy
Radical  2  hohy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  mihady amin' ny hoho na amin-java-maranitra; manokatra [1.1]
Explications en français  5  creuser avec les griffes ou avec un instrument, déterrer [1.3]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/4)10  manohy
Radical  11  tohy
Partie du discours  12  verbe actif
Explications en malgache  13  manampy, manalava: Tsy fanao, hoy ny Ntaolo, ny manohy rofia ny foly mena
14  tsy manapaka na mampijanona ny efa natomboka: Mbola hanohy ny diany hatrany Salazamay izy ~ Lasa nanohy ny fianarany any Toulouse izy [1.1]
Explications en français  15  ajouter, unir, continuer [1.3]
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :

Entrée (3/4)20  mañohy
Partie du discours  21  verbe actif
Explications en malgache  22  mihehy [Sihanaka] [1.78]

Entrée (4/4)23  manohy
Partie du discours  24  verbe actif
Explications en malgache  25  maka tantely ao amin'ny tohotra [Tanosy] [1.78]
Morphologie 
26  Présent :
27  Passé :
28  Futur :
29  Impératif :

Anagrammes  30  homany, homañy, manohy, mañohy, homany, homañy, manohy, mañohy

Mis à jour le 2023/01/20