|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manohana
Radical  2  tohana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manisy tohana: Manohana rindrina ~ Manohana ny fanjakana
5  Manakana: Moa ve misa miaramila hanohana ny fahavalo tsy handroso?
6  Manampy, mamonjy [1.1]
Explications en anglais  7  to support, to prop up [1.7]
Explications en français  8  étayer, soutenir [1.8]
Exemples  9  Ny ranomaso hatrany no mijohy mamonto ny tavany, mahazo ny vozony, tonga hatreny amin' ny sandrin-dreniny manohana azy. [2.470]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  manohàna
Radical  16  tohana
Partie du discours  17  impératif du verbe actif manohana [Liste complète]
Explications en malgache  18  [1.1]

Anagrammes  19  anahonam, anohanam, anonaham, hamoanan, hamonana, hanomana, mahañona, manahòna, manahona, manohana, manohàna, namahoan, namaohan, namoahan, namohana, nanoaham

Mis à jour le 2023/01/20