Entrée manofahofa (hofahofa (hofa))
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Teo am-piaingana, velon-tsiky aho nanofahofa tanana : veloma tamin' ilay sakaiza tiako iny. [2.4]
2i Tapakala, toa efa manofahofa tanana handray ireto mpivahiny lavi-dàlan-kaleha. [2.499]
Morphologie 
Présent : manofahofa, manofahofan', manofahofan-, manofahofam-
Passé : nanofahofa, nanofahofan', nanofahofan-, nanofahofam-
Futur : hanofahofa, hanofahofan', hanofahofan-, hanofahofam-

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31