|
|
|
|

Entrée (1/3)1  manofa
Radical  2  hofa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [1.1]
Explications en anglais  5  to rent, to pay rent for [1.7]
Explications en français  6  louer, payer un loyer [1.8]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Entrée (2/3)11  manofa
Radical  12  hofa
Partie du discours  13  verbe actif
Explications en malgache  14  Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
15  Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [1.1]

Entrée (3/3)16  manofà
Radical  17  hofa
Partie du discours  18  impératif du verbe actif manofa [Liste complète]
Explications en malgache  19  [1.1]

Anagrammes  20  anofam, famaño, famona, fañamo, fanamo, fanoam, foanam, mafona, manafo, manofa, manofà, naofam

Mis à jour le 2022/09/10