|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manoditra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hoditra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.78] [Tanala] [mañoditra] mamaofy, manala hoditra: Alao mañoditra aomby maty (ndeha na mandehana manala ny hoditr'omby maty)
9  [1.78] [Tanosy] manala hoditra, mamaofy
10  [1.1] Manenda-koditra: Manodi-boankazo / Manoditra omby
Maharangotra ka manjary miendaka ny hoditra: Nanoditra ny ranjoko ilay vato
Miendakoditra: Voan' ny vato ny handriko ha nanoditra
Vaky miparasaka: Nanoditra ilay vato nitorahako ny vorona
Explications en anglais  11  [1.7] to skin, to peel
Explications en français  12  [1.8] écorcher, éplucher

Entrée (2/2)13  manoditra
Partie du discours  14  verbe actif
Radical  15  toditra
Morphologie 
16  Présent :
17  Passé :
18  Futur :
19  Impératif :
Explications en malgache  20  [1.1] Manandrana kely ny sakafo mbola tsy tena masaka

Anagrammes  21  amandroty, itandroam, manoditra

Mis à jour le 2025/07/29