|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manodidina
Radical  2  hodidina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany
5  Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay
6  Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo
7  Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
Explications en anglais  8  to surround; to go around [1.7]
Explications en français  9  entourer; faire le tour [1.8]
Exemples  10  Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo. [2.324]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Titres  22  Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina ()

Entrée (2/2)23  manodidìna
Radical  24  hodidina
Partie du discours  25  impératif du verbe actif manodidina [Liste complète]
Explications en malgache  26  [1.1]

Anagrammes  27  anodidinam, manodidìna, manodidina, nodadimina

Mis à jour le 2023/08/11