Entrée manoboka (tsoboka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache  [Tambahoaka] manatsoboka [Rakotosaona 1972]
 Mandentika, manasoka: Manoboka vy ao anaty rano Rabe
¶ Mampiditra: Manoboka ny tanany ao anaty vilany i Bozy [Rajemisa 1985]
Morphologie 
manoboka
nanoboka
hanoboka
manoboha
Synonymes manatsoboka
Citations 

2013/03/23