| Entrée | 1 manjepizepy |
| Radical | 2 zepizepy |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tondraka ary feno morona, mangeniheny: Nanjepizepy ny rano tamin' ny faritra atsimo iny taorian' ilay orana nikija nandritra ny herinandro [1.1] |
| Morphologie |
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|