Entrée (1/2) | 1 manjanona |
Radical | 2 janona |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy 5 Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 10 manajanona |
Entrée (2/2) | 11 manjanòna |
Radical | 12 janona |
Partie du discours | 13 impératif du verbe actif manjanona [Liste complète] |
Explications en malgache |
14 [1.1] |
Explications en français |
15 [1.3] |
Anagrammes | 16 anjanonam, mananjano, manjanona, manjanòna |
Mis à jour le 2023/01/20 |