Entrée manjanaka (zanaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manangana ho zanaka: Nanjanaka azy talohan' ny nahaterahanay zanany i dada sy neny
Miteraka, misy zanany, manana: Tsy manaiky izy fa tsy maintsy manjanaka ny vola samborina aminy na dia ariary folo aza [1.1]
Explications en anglais To put money out at interest [1.7]
Explications en français Prendre à intérêt [1.3]
 Prendre l'argent à intérêt [1.8]
Morphologie 
Présent : manjanaka
Passé : nanjanaka
Futur : hanjanaka
Impératif : manjanaha
Mots composés 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/08