|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manizina
Radical  2  izina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mampaniombona, manamaizina: Dia hanizina ny tranontsika va re io trano aorina eo anoloana io?
5  Mamoritra, mampihitsoka, mandentika, manidy: Hamy herin' ny fahavalo, nanizina ny miaramilany tao amin' ilay hadilanana [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Entrée (2/2)10  manizìna
Radical  11  izina
Partie du discours  12  impératif du verbe actif manizina [Liste complète]
Explications en malgache  13  [1.1]
Explications en français  14  [1.3]

Anagrammes  15  anizinam, manizina, manizìna

Mis à jour le 2023/01/20