Entrée (1/2) | 1 manitsaka |
Radical | 2 hitsaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 mihosy tanimbary [Bara]
[1.78] 5 Manosy amin' ny tongotra: Aza manitsaka ny ahitra 6 Mandeha na mandia eo ambony: Raha vao nanitsaka ny tany nahalatsahan' ny tavoniny izy dia latsa-dranomaso 7 Manao tsinontsinona, maniratsira: Nanitsaka ny voninahitro iny Rangahy iny! [1.1] |
Explications en anglais |
8 to trample on [1.7] |
Explications en français |
9 fouler aux pieds [1.8] |
Exemples |
10 Ny fihavanana toy ny fasam-Bazimba, ka izay manitsaka no kely ila; [2.69#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot manitsaka |
Illustrations |
|
Entrée (2/2) | 20 manitsaka |
Radical | 21 hitsaka |
Partie du discours | 22 verbe actif |
Explications en anglais |
23 to disdain [1.7] |
Explications en français |
24 dédaigner [1.8] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 29 antsakaim, mañakatsy, manatsika, manitsaka, namitsaka, nitsamaka |
Mis à jour le 2023/10/27 |