Entrée manitikitika (kitikitika)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mikasikasika (olona) amin' ny faritra mahatonga azy hihomehy, manibokibo: Tsy tiako ny mandeha amin' ny ahitra fa manitikitika ny faladiako
¶ Mangataka amim-pahanginana: Nanitikitika ahy izy mba hahazoany iny akanjo iny ka nomeko
¶ Tsy mampandry (saina), mahatonga ho velona ahiahy: Misy fanontaniana manitikitika ny saiko [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to tickle, to touch with the fingertips [Hallanger 1973]
Définition française chatouiller, toucher avec le bout des doigts [Hallanger 1974]
Morphologie 
manitikitika
nanitikitika
hanitikitika
manitikitiha

2012/06/07