Entrée (1/3) | 1 manisika |
Radical | 2 sisika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mampiditra: Manisika antsy ao anaty fery 5 Mampiditra ombieny ombieny: Manisika teny frantsay mandrakariva amin' ny resany rangahy io 6 Manampy, manosoka: Voatery hanisika takelaka enina amin' ny boky ianao raha hanampy an' io toko iray vaovao io 7 Manome vola na zavatra olona mba hanangolena azy, hitaomana azy tsy hanao ny adidiny: Tsy tokony hisy hanisika mpiasam-panjakana na iza na iza [1.1] 8 mampiditra sisika ao anelanelan'ny litera na fehezanteny [1.13] |
Explications en français |
9 espacer, intercaler [1.13] |
Exemples |
10 Koa miala tsiny, miala fondro aho, ny Andriamanjaka, raha manisika teny kely eto. [2.528#] |
Vocabulaire |
11 Economie: imprimerie, dessin |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/3) | 18 manisika |
Partie du discours | 19 verbe actif |
Explications en malgache |
20 mividy [Bezanozano]
[1.78] |
Entrée (3/3) | 21 manisika |
Partie du discours | 22 verbe actif |
Explications en malgache |
23 mihantsy [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 24 manisika, sinimaka |
Mis à jour le 2023/10/27 |