|
|
|
|

Entrée1  mañiritsa
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.78] [Betsileo] manitrika anaty rano: Aza mahere mañiritsa piso fange ipitihan-drano feno volo (Aza dia fatra-panitrika saka anaty rano fandrao fendrahany rano misy ny volony)

Anagrammes  4  mañiritsa, manisitra, nisatriam

Mis à jour le 2020/07/31