|
|
|
|

Entrée1  manintsana avido
Partie du discours  2  locution
Exemples  3  Izay ary no tehin-dava manintsana avido sy sava ando manajary ny dia, mitondra any amin’ny votoatin-dresaka izay tsy inona fa ny hetahetan’izato Andriamatoa efa nomenareo toerana voatokana izato [kabarin' ny ministra MAKV, 2014/01/24] [5.mg.http://www.macp.gov.mg/blog/divers-kabary-am-panambadiana-tohiny-4/]
Mots élémentaires  4  manintsana, avido

Mis à jour le 2023/10/17