|
|
|
|

Entrée1  maningotra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  singotra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot maningotra

Anagrammes  10  maningotra, namingotra, nirongatam, norangitam

Mis à jour le 2025/07/29