Entrée maningotra (singotra)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Maka, misambotra amin' ny tady vavararana: Maningotra omby
¶ Manao amparapaingo: Iza no naningotra ity akoho ity tahaka izao?
¶ Mamandrika amin' ny teny misy fitaka: Aza manaiky hanoratra iza. ny teny izany fa mety haningotra anao ireo teny ireo [Rajemisa 1985]
Morphologie 
maningotra
naningotra
haningotra
maningora
Citations 

2010/05/14