Entrée maningina (tsingina)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mametaka firaka mahamay amin' ny vifotsy iray mba hampiraikitra na hampitohy azy amin' ny vifotsy hafa [Rajemisa 1985]
 mamitika, manakambana metaly roa mitovy na tsia amin'ny alalan'ny fanatsonehana [SLP 1986]
Définition française souder [SLP 1986]
Morphologie 
maningina
naningina
haningina
maningìna

Entrée maningìna (tsingina)
Partie du discours impératif du verbe actif maningina [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]

2012/06/06