|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manidy
Radical  2  hidy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory
5  Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
Explications en français  6  fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3#244]
Exemples  7  ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano; [2.654#]
8  Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra. [2.499#]
9  Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana. [2.4#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  mañidy
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  mampiseho ny andrianify [Taisaka] [1.78]

Anagrammes  17  adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, mañidy, manidy, midani, midina, midìna, minday, naidim, namidy, nidima

Mis à jour le 2023/01/20