Entrée | 1 mangovingovitra |
Partie du discours | 2 adjectif |
Radical | 3 hovingovitra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny loha na ny tanana na ny rantsambatana iray mihetsiketsika na mihevingevin-dava noho ny aretina |
Exemples |
5 [2.499#] Manaiky aho, ry Bina malala, hoy izy, tamin' ny feo mangovingovitra.
6 [2.324] ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. |
Vocabulaire | 7 Santé |
Analogues | 8 heverina |
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |