|
|
|
|

Entrée1  mangorovitsika
Radical  2  horovitsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Enti-milaza ireo vongan-drano na vongan-drivotra madinika mitangorongorona eo amin' ny fanambonin' ny rano efa manomboka hafana
5  Enti-milaza ny rano efa manomboka hafana ka misy ireo vongan-drano na vongan-drivotra mitangorona ireo: Efa mangotraka ve ny ravimboafotsy, anaka? -- Vao mangorovitsika, ry Dada [1.1]
Explications en anglais  6  to feel itchy; to be uneasy [1.7]
Explications en français  7  avoir des fourmis; être inquiet [1.8]
Exemples  8  Efa mangorovitsika, ary ny sasany indreny manadiva ny lalana niverina fa tsy te hijery. [2.895]
9  Eny àry, hoy aho, mody nanabe tratra, nefa amin' izany mangorovitsika daholo hatrany an-tampon-dohako ka hatrany am-paladiako. [2.4]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mangorovitsika

Mis à jour le 2023/01/20