Entrée | mangodo | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | [Tanala] Tsy tsara, tsy mahomby, tsy misarika eritreritra: Leha laoka tsa mangodo ko leo vihazo mandre andronone (raha laoka tsy mahomby aleo vomanga mandry an-drony) [1.78] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |