Entrée | 1 mangobakobaka |
Radical | 2 hobakobaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Malalaka tsy misy zavatra ao anatiny [1.1] |
Exemples |
5 Voanatsindrana na lamokan-goavy no tsy maintsy tsakotsakoin' ny vavany, ary hanoanana mandrakariva no mangobakobaka anaty kibony. [2.470] |
Morphologie |
|
Synonymes | 9 mangobaka |
Mots composés |
|
Citations | 12 Textes citant mangobakobaka |
Mis à jour le 2023/10/27 |