|
|
|
|

Entrée1  mangirana
Radical  2  hirana
Partie du discours  3  verbe actif ou adjectif
Explications en malgache  4  Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka
5  Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany
6  raronao izany
7  Mora kokoa, misy hihoriranana
8  Tsisy hevitra [1.1]
Explications en anglais  9  to have chinks through which the light shines [1.7]
Explications en français  10  brillant
11  laisser appaître la lumière par des fentes [1.8]
Exemples  12  hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529]
13  Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
Synonymes  17  mangirangirana
Mots composés 

Anagrammes  25  mangarina, mangarìna, mangirana, ramangina

Mis à jour le 2023/10/12