|
|
|
|

Entrée1  mangintsina
Radical  2  hintsina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] marenina sy donto azon' ny feo mafy mikiririoka na mitabataba izaitsizy: Mangintsina ny sofiko amin' ny tabataba-masinina ato avaratra
mamolivoly: Mangintsina ny tongotro azon' ny hatsiaha mamirifiry
manaintaina: Mangintsina, hono, ny tanany fa voatsindron' ny fanjaitra
leo, madilo: Inona no tena marinamomba an' io raharaha lo fa efa mangintsina ny sofina amin' ny tsaho mandeha?
Explications en anglais  5  [1.7] to ring (of the ears)
Explications en français  6  [1.8] tinter (se dit des oreilles)
Vocabulaire  7  Santé
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :

Mis à jour le 2023/01/20