Entrée (1/4) | 1 mangidy |
Radical | 2 ngidy |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Manana tsiro ratsy be amin' ny le-la, mampivivy, mifanohitra amin' ny mamy: Mangidy ny kininina ka tsy tian' ny zaza 5 Masiaka: Mangidy ny sakay 6 Mampahory izaitsizy, mampangirifiry 7 Mangidy izay fahoriana nanjo azy izay 8 Tsy anerany, mihoa-pampana: Mangidy ny halafon' ny hena ankehitriny izany 9 Fatratra, mantsalay, kinga sy mahay: Mangidy io Rangahy io raha hampianatra 10 Mafy, manindrona: Mangidy izany teny izany, hoy ny olona nihaino ny tenin' ny manampahefana 11 Sarotiny, mahihitra: Lehilahy mangidy velona iny; tsy hanome eranambatry anao iny na hiofo aza ny angidina [1.1] |
Explications en anglais |
12 bitter [1.2, 1.7] |
Explications en français |
13 amer [1.8] |
Exemples |
14 Ireo sady tsy manam-bary no tsy manam-bola dia mangidy indrindra ny manjo azy. [2.472] |
Analogues | 15 1.1=mafaitra=mangeroka=hentona=monta=mangananganana=mangidy toy ny tangena=mangidy ohatra ny vahona |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Titres | 28 Voankazo an' ala : ny mangidy aloa, fa ny mamy atelina (Rabenandrasana Lalao François) |
Entrée (2/4) | 29 mangidy |
Partie du discours | 30 adjectif |
Explications en malgache |
31 saro-tongavina [Taisaka]
[1.78] |
Explications en anglais |
32 expensive [1.7] |
Explications en français |
33 qui coûte cher [1.8] |
Entrée (3/4) | 34 mangidy |
Radical | 35 hidy |
Partie du discours | 36 adjectif |
Explications en malgache |
37 mangidihidy [Taisaka]
[1.78] |
Explications en français |
38 qui démange, qui donne envie de se gratter [Sakalava-Mayotte]
[1.405] |
Entrée (4/4) | 39 mangidy |
Partie du discours | 40 nom |
Explications en français |
41 (de ngidy : amertume, goût amer). Nom des arbres dont les écorces sont particulièrement amères. Notamment : Physena madagascariensis Thouars ex Tul. (Physenaceae) réf. Humbert 13.899. D'après G. Cours, on attribue à ces écorces des propriétés calmantes, sédatives. Écrasées fraîches, on en frotte la peau pour empêcher les sangsues aériennes de s'y fixer. [Sihanaka]
[1.196] 42 [Betsimisaraka] |
Vocabulaire |
43 Botanique: plantes médicinales |
Nom scientifique |
|
Mis à jour le 2024/10/14 |