Entrée | 1 mangetrika |
Radical | 2 hetrika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamoaka feo mizozozozo toy ny an' ny vary madiva ho masaka: Efa mangetrika ny vary ka tsy ela dia ho masaka Midanika izaitsizy: Mangetrika izany ny hafanana Mandeha laza, manehoeho, maketrika: Mangetrika ny lazan' io mpitari-tafiha io [1.1] |
Morphologie |
|
Synonymes | 8 manetriketrika, mangetriketrika |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |