|
|
|
|

Entrée1  mangetaheta
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  hetaheta
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  9  [1.1] Maimay hisotro, te hisotro mafy: Mahafinaritra raha mangetaheta ka sendra rano madio mangalahala
Maniry mafy hahazo, mitsiriritra lava tsy mety afa-po: Mangetaheta voninahitra Rangahy io
Explications en anglais  10  [1.7] to be thirsty, ardently desirous
Explications en français  11  [1.8] avoir soif
Exemples  12  [2.529#] Injay, tsaroany toa mangetaheta safosafo ny tenany manontolo.
13  [2.285#] Firenena tia vavaka ny Malagasy, ary mangetaheta fahalalana sy fahendrena.
14  [2.69#] Marary izy any, tsaboy, Raha noana izy any, fahano, mangetaheta izy any, ampisotroy.
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot mangetaheta

Anagrammes  16  angetahetam, mangetaheta

Mis à jour le 2025/08/10