|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mangebaka (hebaka)
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy [1.10]
4  Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo [1.1]
Explications en anglais  5  ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. [1.2]
Explications en français  6  vide, avoir faim [1.3]

Entrée (2/2)7  mangebaka
Partie du discours  8  adjectif
Explications en malgache  9  loaka, lempona [Bezanozano] [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20