|
|
|
|

Entrée1  mangata-drano
Mots élémentaires  2 mangataka, 3 rano
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 fiteny taloha enti-milaza ny iray amin' ny olona roa mifamaly na miady, ka mangataka fampinomana hitsara ny adin' izy roa tonta [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12