|
|
|
|

Entrée1  mangaroka
Radical  2  haroka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka izany vilany izany ka andeha jereo
5  Mitady hahalala, mitsapa: Nitady hangaroka ahy Rakoto fa fantatro tsara [1.1]
Explications en anglais  6  to tempt, to beguile, to circumvent, to impose on, to sift out, to fish out, to find out a person's ideas in a roundabout way. [1.2]
Explications en français  7  Fouiller; chercher à connaître, souder, scruter, examiner: Aza mangaroka vilany (Ne fouillez pas dans la marmite) ~ Mangaroka lalina izy (Il examine des choses profondes) [1.3]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Synonymes  12  miharoka
Analogues  13  1.1=misafary=misaroro=mamantatra

Anagrammes  14  mangaroka, mangoraka, mangoràka, mokaranga, ramangoka

Mis à jour le 2023/01/20