Entrée | 1 mangalihaly |
Partie du discours | 2 adjectif |
Explications en malgache |
3 Mainty mamiratra toy ny voangaly [2.285] |
Exemples |
4 Ty vetson' ny tany miantso hifamaly Henoy re, ry rahona, mangalihaly.
[2.285]
5 Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643] |
Anagrammes | 6 mangalihaly, 7 mangilahila |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |