|
|
|
|

Entrée1  manetsika
Radical  2  hetsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra
Mampanonja; mampihevingevina, mampitopatopa: Manetsika ny ranomasina ny rivotra
Mamoha, mampipoaka indray: Tsy tokony hanetsika iny raharaha iny intsony ianao
Mampientana: Nanetsika ny foko loatra ilay hira tao
Mahatonga, miteraka: Manetsika ny alahelony ny fahitana ny fasana ilevenan' ny zanany
Mamadika, mamono lamba: Hanetsika an-dry Ramianoka sy Ratsizehena izahay, taona any
Explications en français  5  [1.3] remuer, agiter, remettre sur le tapis
Exemples  6  Hafa ny mozika mahafinaritra sy manetsika azy ankehitriny. [2.436#]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  12  manatsike, manekatsy, mañetsaky, manetsika, mañitsake, mekanista

Mis à jour le 2023/01/20