Entrée | manemotra (hemotra) | ||||||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||||||
Définition malgache | Manalavitra ny andro: Misaotra azy ihany fa nanemotra ny fandoavako vola izy ¶ Manafohy: Iza indray no nanemotra ity akanjonao, Ramasaka? ¶ Mitana tsy hivoaka: Manemo-dronono, hono, ny ombivavin-dry zareo ato avaratra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Traduction anglaise | to delay the time; to reduce [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Traduction française | renvoyer à plus tard; ajourner; réduire [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |