| Entrée | 1 manemitra ny arabe |
| Mots élémentaires | 2 manemitra, 3 araka, 4 be |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 manao temitry ny arabe, izany hoe mirentirenty eny amin' ny sisin' ny arabe: Olona tsy latsaka ny dimampolo no nanemitra ny arabe
[1.1] |
| Mis à jour le 2026/02/04 |
|