Entrée |
manelo
(elo)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manaloka amin' ny elo (ankehitriny, ny hoe "mampielo" no fampiasa kokoa noho ny "manelo"): Ianao no aoka hanelo azy fa feno zavatra ny tanako [1.1]
|
Explications en anglais | To hinder, to impede [1.2]
|
Morphologie |
Présent : |
manelo |
Passé : |
nanelo |
Futur : |
hanelo |
Impératif : |
maneloa |
|
|
Entrée |
mañelo
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | [Bara, Taisaka]
Marary [1.78]
|
| [Tanosy]
Marary, manaintaina [1.78]
|
Explications en anglais | (manelo) to be ill. [1.2]
|
Vocabulaire |
|