|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manefa
Radical  2  efa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [mañefa] mamita [Tambahoaka, Taisaka] [1.78]
5  [mañefa] mamita, mamarana [Bara] [1.78]
6  mamita [Bezanozano] [1.78]
7  mandoa vola [Bara] [1.78]
8  [mañefa] mamita, manantanteraka, mandoa vola [Sihanaka] [1.78]
9  [mañefa] mamita, manao hatramin'ny farany: Asa andrañobe ka ny mañefa mongana (asa an-dapa ka izay mampidona ny azy tamin'ny farany dia samy mody) [Tanala] [1.78]
10  Mamita tanteraka: Nanefa ny fetr' androny ny mpiasa dia lasa
11  Manala trosa: Manefa ny adidiny amin' ny fanaovana ny raharaha-miaramila
12  Manonitra: Nanefa ny helony izy
13  Mandoa: Nanefa ny vidim-barinay aho [1.1]
Explications en anglais  14  to complete, to perform one's duty; to pay [1.7]
Explications en français  15  Finir, terminer, achever, tuer, mettre à mort: Nanefa ny adiko aho (J'ai terminé mon procès) ~ Nanefa ny fetr' androny ny mpanao làlana (Ceux qui faisaient la route ont achevé leurs journées)
16  Payer, acquitter, restituer, compenser, réparer, expier: Nanefa ny vidim-panompoana aho (J'ai aquitté le prix des prestations) ~ Nanefa ny helony izy (Il a expié sa faute) [1.3]
17  achever; faire son devoir; payer, une dette [1.8]
Morphologie 
18  Présent :
19  Passé :
20  Futur :
21  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  26  Proverbes contenant le mot manefa

Entrée (2/2)27  manefà
Radical  28  efa
Partie du discours  29  impératif du verbe actif manefa [Liste complète]
Explications en malgache  30  [1.1]
Explications en français  31  [1.3]

Anagrammes  32  anefam, manefà, manefa

Mis à jour le 2023/06/12